Bessa

Chanteur

Bessa

I Bessa dia mpihira sy mpamoron-kira malagasy. Rakotovao Andriatsifangitana Rabe Samuel no tena anarany. Teraka tamin' ny 14 Jona 1944 teto Antananarivo izy, ary fantatra noho ny fandraisany anjara lehibe amin' ny mozikam-bahoaka sy ara-pilazantsara eto Madagasikara.

Source : Wikipédia (CC BY-SA)

Prochaines dates

Aucune date à venir pour le moment.

Tu es Bessa ? Revendique ta fiche pour gérer ta photo, ta bio et tes réseaux.