
Artiste
Fabio Tinogny
Momo Jaomanonga na Fabio Tinogny dia Poeta Malagasy avy amin'ny faritra avaratr'i Madagasikara, faritany Diana, distrika Ambanja na Sambirano.Izy dia lelahy 33 taona Ary mitantana ny fileovamparitra Ny serasera sy Kolontsaina faritany DIANA Anisan'ny tena nahafantarana azy ny amboaran-tononkalo Taratasy zaman'i Jao
Source : Wikipédia (CC BY-SA)
Prochaines dates
Aucune date à venir pour le moment.
Tu es Fabio Tinogny ? Revendique ta fiche pour gérer ta photo, ta bio et tes réseaux.