Animateur · Télévision et radio
Florent Bezara
I Bezara Roussel Florent na antsoina hoe Florent Bezara dia Mpandrindra rindran-kajy Malagasy na antsoina hoe "Développeur d'application Web et mobile" raha amin'ny teny frantsay. I Bezara Florent no namorono sady mpitantana ny Orinasa iray antsoina hoe Gasy Coder, nanomboka ny taona 2016 hatramin'izao. Teraka tamin'ny 23 Septambra 1992 tao Antsohihy izy.
Source : Wikipédia (CC BY-SA)
Prochaines dates
Aucune date à venir pour le moment.
Tu es Florent Bezara ? Revendique ta fiche pour gérer ta photo, ta bio et tes réseaux.