Groupe

Hazolahy

Ny hazolahy dia karazana amponga fahita etp Madagasikara, "fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy".

Source : Wikipédia (CC BY-SA)

Prochaines dates

Aucune date à venir pour le moment.

Tu es Hazolahy ? Revendique ta fiche pour gérer ta photo, ta bio et tes réseaux.