Jean Emilien

Musicien

Jean Emilien

I Jean Emilien dia mpihira, mpamoron-kira ary mpitendry zavamaneno malagasy. Teraka tamin'ny volana Septambra 1963 tao Fianarantsoa. Malaza amin'ny fitendrena gitara na kabosy miaraka amin'ny fararam-bazaha i Jean Emilien.

Source : Wikipédia (CC BY-SA)

Prochaines dates

Aucune date à venir pour le moment.

Tu es Jean Emilien ? Revendique ta fiche pour gérer ta photo, ta bio et tes réseaux.