Chanteur
Lalatiana Rajaofara
I Lalatiana Rajaofara, fantatra koa amin'ny anarana hoe Malalatiana Vatosoa Rajaofara dia vehivavy Mpanakanto Malagasy. Miangaly mozika jazz sy hira mandinika niara nihira tamin'ireo mpanakanto maro toa any Rija Ramanatoanina sy Andrianasolo nantsoina hoe 'Solo" sns izy.
Source : Wikipédia (CC BY-SA)
Prochaines dates
Aucune date à venir pour le moment.
Tu es Lalatiana Rajaofara ? Revendique ta fiche pour gérer ta photo, ta bio et tes réseaux.