Artiste

Nestor Rabearizafy

Nestor Rabearizafy dia iray amin’ireo mpanoratra malagasy fantatra amin’ny sehatry ny haisoratra sy ny fanabeazana. I Nestor Rabearizafy dia mpanoratra, mpampianatra, ary mpandinika Haisoratra malagasy. Fantatra teo amin ' ny tontolon ' ny fanoratana boky sy lahatsoratra ary fampianarana teny sy kolontsaina malagasy izy. Isany toetra nampiavaka azy ny fitiavana ny teny malagasy. Niezaka nampiroborobo ny fampiasana ny hakanton’ny teny malagasy izy. Matetika ny asa sorany no misy hafatra momba ny fiainana andavanandro,soatoavina,kolontsaina malagasy ,fanabeazana ny tanora,fanoratra mazava sy manintona. Mora takarina nefa lalina ny votoatin’ny sorany .Anjara birikiny, nandray anjara tamin’ny fampiroboroboana ny literatiora malagasy, ny fanabeazana sy fanofanana tanora amin’ny fanoratana ; fanentanana ny olona hitia vakiteny sy soratra. Ny lova navelan’i Nestor Rabearizafy dia ny fitiavana boky,fanajana ny kolontsaina malagasy,fanabeazana mifototra amin’ny soatoavina.

Source : Wikipédia (CC BY-SA)

Prochaines dates

Aucune date à venir pour le moment.

Tu es Nestor Rabearizafy ? Revendique ta fiche pour gérer ta photo, ta bio et tes réseaux.