Rah-Ckiky

Musicien

Rah-Ckiky

I Rah-Ckiky izay Razafimamy July Christian no tena anarany dia mpanakanto malagasy. Nilatsaka ho fidiana solombavambahoaka tao Vohipeno i Rah-Ckiky tamin'ny taona 2013, ka nitondra ny anaran'ny antoko Malagasy Malaigny Raha Ratsiratsy.

Source : Wikipédia (CC BY-SA)

Prochaines dates

Aucune date à venir pour le moment.

Tu es Rah-Ckiky ? Revendique ta fiche pour gérer ta photo, ta bio et tes réseaux.